|
|
|
|

Teny iditra1  kambontenda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao
Voambolana  4  Haiaina
5  Fahasalamana
Singan-teny  6  kambo, tenda

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07