|
|
|
|

Teny iditra1  kamboty velon-dreny
Singan-teny  2  kamboty, velona, reny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zaza maty ray fa ny reniny mbola velona; (ny zaza maty reny mbola kely kosa dia atao hoe somony)

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01