Teny iditra (1/4) | 1 kana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.19] [Tankarana]
ver. § kànkana. |
Voambolana |
4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (2/4) | 5 kana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Taisaka]
vorombazaha 8 [1.78] [Tanosy] ganagana |
Voambolana |
9 Haibiby: vorona |
Teny iditra (3/4) | 10 kana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] Arbre indéterminé, à bois blanc, sans intérêt. [Bezanozano]
|
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Teny iditra (4/4) | 14 Kana |
Sokajin-teny | 15 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [2.996] Cana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [2.996] Cana |
Voambolana |
18 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Kana |
Fivaditsoratra | 20 akan, kana, naka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |