|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kanina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo
Tovy hevitra  4  tsikanina

Teny iditra (2/2)5  kañina
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] tsy ambinina

Fivaditsoratra  8  akanin, ankany, ankina, kañina, kanina, kinana, nakain, nakany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31