|
|
|
|

Teny iditra1  kankafotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  espèce de coucou [1.54]
Ohatra  5  Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445#124]
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Mpanahaka  7  abilimborona, toloho
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11