Teny iditra | 1 kanonkanona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny zava-madinidinika tsy misaraka amin' ny raharaha samihafa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] business, concern, little affairs, a petty dispute 5 [1.7] various small objects, odds and ends |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#309, 1.8] bagatelles, petites affaires 7 [1.3#309] vétilles, petits objets 8 [1.13] ingrédient |
Ohatra |
9 [2.508#] zavatra maro nampombaina ny razana, firavaka, sabatra, tavoahangy, bakoly sinoa, firavaka vita tao an-toerana sy kanonkanona natao tamin'ny vatodidy. |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |