Teny iditra | 1 mikanonkanona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikarakara raharaha madinidinika toy ny ao an-tokantrano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be occupied with small matters |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] s'occuper de petites affaires |
Fototeny | 6 kanonkanona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ikanonkanonam, mikanonkanona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |