Teny iditra | 1 kanto |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [1.10#K.75] 4 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 well done, attractive [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 magnifique [1.3, 1.5.fr#165] 7 habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3] 8 bien travaillé, admirable [1.8] 9 beau [1.5, 1.13.fr#109] 10 agréable, splendide [1.13.fr#109] |
Ohatra |
11 Hono ry Iketaka ambony vavahady inona no kanto maizina indrindra? [2.131] 12 Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296] 13 Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285] 14 Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245] 15 Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny kanto io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |