Teny iditra | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1] | |||||||||||||||
Teny iditra | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Segment [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | kantsam > hantsana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tevana, hady na lavaka lalina, fampana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A precipice; cf. tevana [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Précipice, abîme; cf. tevana [1.8] | |
Teny iditra | kantsam > hantsaña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Endy, manamaina kafe na vary na laoka ambony afo, manendy [1.78] | |