Teny iditra | kaondrana (ondrana) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Adaladala, tsy ampy saina, ondranondranana, zanakalo (alondrano mievotrevotra, taitaitra, ets.) [1.10] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | kondrana | |||
Fivaditsoratra | anakandro, Anandroka, andranoka, kaondrana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |