|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kapila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tafotanimanga fisaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a roof tile
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] tuiles plates
6  [1.19, 1.8] tuile de toit
7  [1.196] (toute l'île) Fragments de bois ou d'autres matières végétales de forme générale plate, avec un bord en biseau plus ou moins coupant
Ohatra  8  Tany amiko izany no natao, mba tsy ho hitan' ny olona, ary kapila no nandihizana. [2.4]
9  Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema; [2.996]
Kamban-teny 
Lohateny  15  Kapila voahitsaka (Rabarison Vincent de Paul)

Teny iditra (2/7)16  kapila
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Taisaka] vakim-boatavo atao solon-jinga
19  [1.78] [Sihanaka] vilia hazo
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.19] [Tankarana] plat, assiette
Kamban-teny 

Teny iditra (3/7)22  kapila
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.7] a phonograph record
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.8] disque de gramophone

Teny iditra (4/7)26  kapila
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.1] Vakina hodi-boatavo mena ataon' ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo
Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo)

Teny iditra (5/7)29  kapila
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  [1.1] Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sira

Teny iditra (6/7)32  kapila
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.1] Karazana famaran-java-madinika, toy ny sira
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.3] espèce de petite mesure plate servant à détailler le sel

Teny iditra (7/7)36  kapila
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.196] [Tandroy] (de kapily : balancier d'une horloge ; allusion aux gros fruits pendants). Marsdenia cordifolia Choux (Apocynaceae).
Voambolana  39  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  40  kapily
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42  kapila, kipala, pilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02