Teny iditra | 1 kapo-tandrimo |
Singan-teny | 2 kapoka, tandrimo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1] |
Tovy hevitra | 5 vely tandrimo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |