Teny iditra | 1 kaporaly-sefo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina |
Voambolana |
4 Miaramila |
Singan-teny | 5 kaporaly, sefo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |