Teny iditra sefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Asthma. See kitratraina, sohika, satra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Asthme [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Mpanahaka  kitratraina ~ satra ~ sohika

Teny iditra sefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Chief [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Chef [3.1]
Ohatra 
1Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27]
2Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: chef.

Teny iditra sefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Sakalava] A plant. Same as vonoa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga [1.196]
Anarana siantifika Adansonia digitata
Voambolana 

Teny iditra sefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885. [1.196]
Anarana siantifika Givotia madagascariensis
Voambolana 

Teny iditra Sefo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Shepho [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shepho [2.996]
Ohatra Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Sefao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/02