Teny iditra | 1 karamaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ampiasaina ka omena karama: Mpanetsa roapolo no nokaramainay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be hired for wages |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on salarie |
Fototeny | 6 karama |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 akaramany, ikaramana, karamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |