|
|
|
|

Teny iditra1  karamanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] impôt sur le revenu
Voambolana  5  Toe-karena: varotra
6  Lalàna
Singan-teny  7  karatra, manga

Fivaditsoratra  8  karamanga, makaranga, mangaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21