|
|
|
|

Teny iditra1  karamena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karatra amin' ny fanjakana ny olona mahazo mivarotra entana ara-dalàna
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] patente (d'un commerçant)
quittance de cet impôt
Voambolana  5  Toe-karena: varotra
6  Lalàna
Singan-teny  7  karatra, mena

Fivaditsoratra  8  karamena, mañarake, maneraka, nameraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21