|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  karantsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faneno avo, mazava sy tsara, tsy misy migarera na farimparina.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] vibration du son, timbre clair et sonore de la voix
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11  Feo

Teny iditra (2/2)12  karantsana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Jereo kantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12