|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikarantsana
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira
Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to sound loudly, to clang
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] résonner, être sonore
Voambolana  6  Feo
Fototeny  7  karantsana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mikarantsàna
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarantsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Fototeny  16  karantsana

Fivaditsoratra  17  ikarantsanam, mikarantsana, mikarantsàna, namarantsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28