|
|
|
|

Teny iditra1  kararavina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  ravina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#K.98] manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny
5  [1.1] Manify dia manify
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#313] très mince comme une toile d'araignée
Ohatra  7  [2.996] Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana;
Mpanahaka  8  elatr' angidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29