|
|
|
|

Teny iditra1  karenjy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fivezivezena atsy sy aroa
Fandehanana araka izay tiana
Fanaram-po tafahoatra, filibana amin' izay lalana aleha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] grazing at liberty; playing around in the open
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de paître en liberté; action de gambarder selon son bon plaisir
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny karenjy io

Fivaditsoratra  12  kanjery, karenjy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21