Teny iditra | 1 mikarenjy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to pasture at liberty; to run around at play |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] paître en liberté; gambader selon son bon plaisir |
Fototeny | 6 karenjy |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |