Teny iditra | 1 karijo |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Resaka tsisy antony na arirarira atao hanalana andro na hanarivana andro Mahery am-bava |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] hâblerie, sornettes, paroles pour passer le temps bavard 5 [1.54] paroles pour passer le temps |
Mpanahaka | 6 angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, tantaravalamaty, taria |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |