Teny iditra | 1 karilahy |
Singan-teny | 2 kary, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#315] un habile homme qui sait se tirer d'affaire; un coquin |
Ohatra |
5 [1.437#] Endre tabataba re izany, Fa ireo karilahy ihany; 6 [2.588#] Izay nitranga tamin'izay, fa niafonafona tamin'ny hatezerana nihidy vazana ireo karilahy tsy nahazo vola sy tsy nahatratra éntana, ka ny teny an-kodi-dRangahy no hifandriatany. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |