|
|
|
|

Teny iditra1  karilahy
Singan-teny  2  kary, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#315] un habile homme qui sait se tirer d'affaire; un coquin
Ohatra  5  Endre tabataba re izany, Fa ireo karilahy ihany; [1.437#]
6  Izay nitranga tamin'izay, fa niafonafona tamin'ny hatezerana nihidy vazana ireo karilahy tsy nahazo vola sy tsy nahatratra éntana, ka ny teny an-kodi-dRangahy no hifandriatany. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07