Teny iditra |
karoky > karoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangaronana na fanatsinkafonana ny farany ambany ao anatin' ny zavatra iray; fizahana, fitadiavana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Close investigation; a seeking for something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fouille, recherche [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Perquisition, action de plonger quelque chose dans, comme en vidant, en creusant, en agitant dans Figuré: action de sonder, de scruter les pensées, les desseins de quelqu’un [1.3]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
karoky > karoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte]
Squelette [1.405]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
karoky > haroka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana zavatra any anaty lavaka na rano [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de fouiller, de plonger, de passer la main dans [1.3]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
karoky > haroka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangaronana mba hahalalana izay afenin' ny sasany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Deceit, fraud, duplicity, double dealing, ferreting out [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de sonder quelqu’un [1.3]
|
| [Tankarana]
Fourberie. [1.19]
|
|
Teny iditra |
karoky > haroka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Hollow, hollowed out, as a canoe. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Creux, creusé [1.3]
|
|