|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kinga, fetsy ratsy, fatsaka.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#313] habile, rusé, roué
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)7  karana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11  rikarikan-taolana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/7)13  karana
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.13] armature, canevas
Kamban-teny 

Teny iditra (4/7)22  karaña
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.19] [Tankarana] brisants. (rìva).
Voambolana  25  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
26  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (5/7)27  kana
Sokajin-teny  28  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.1] Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo

Teny iditra (6/7)30  Kana
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa
Fanazavàna teny anglisy  33  [1.7] an East Indian or Pakistanese
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.8] Indien ou Pakistanais
35  [1.13] Indien, Hindou
Voambolana  36  Tantara

Teny iditra (7/7)37  Karàna
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  39  [2.996] Cheran
Fanazavàna teny frantsay  40  [2.996] Kerân
Voambolana  41  Soratra Masina
Tovy hevitra  42  kerana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  43  Toko sy andininy momba

Fivaditsoratra  44  karana, karàna, karaña, Karàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03