Teny iditra kasina > kasy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra kasikasy

Teny iditra kasina > kasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] remède. § hàsina. [David: Dialectes (takila H)]
Voambolana 
Mpitovy hevitra hasy ~ kasa

Teny iditra kasina > kasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] rongony [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kasina > hasinandrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (de hasina (2) *, et rano : eau) « Le hasina d'eau ». Petit arbre donnant une graine riche en huile et dont les sangliers malgaches (potamochères) sont friands. [Boiteau 1997]

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy hery misy fahefana hanasoa na handresy, heverina ho misy ao amin' ny fanahy na olona na zavatra na toerana sasany, ka mahatonga azy hohajaina, hankatoavina, hatahorana. Ohatra: matahotra ny hasin' ny Zanahary sy ny razana ary ny Vazimba ny ntaolo, ka manaja azy ireo fatratra sy mivavaka taminy. Mbola misy tavela saiky eran' ny Nosy ny atao hoe tany masina sy hazomasina sy loharano masina ary biby masina koa. Samy ninoana sy natahorana ny hasin' ny andriana, ny ody ny ozona sy ny tsodrano [Ravelojaona 1937]
 Hery ananan' ny zavatra iray: Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo
¶ Toetra ambony tsy azo tsiratsiraina, manome hery na fahefana mihoatra ny toetran' olombelona: Manan-kasina ny tanindrazana ~ Ninoan' ny Malagasy ny hasin' ny Mpanjaka
¶ Haja, hamendrehana ananan' ny tsirairay: Maty hasina aho fa nodikain' ilay iny ny lohako
¶ Hery, zo, sata, fandaitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy "mana" or sacred power; sanctity; virtue [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay vertu, force, puissance, la grâce, propriété naturelle ou surnaturelle, efficacité, vertu attachée à un objet, ce qui rend digne de respect [Abinal 1888]
 vertu ou puissance mystique ou surnaturelle; sainteté [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra fandaitra ~ hery ~ sata ~ zo
Ohatra Nasain'Ilaidama nandoa hasina Andriambola, dia afaka. [Rahajarizafy: Kabary, takila 67]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny hasina ity (2): Ankasina, Manankasina

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy sira: Tsy ampy hasina ny laoka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay sel, saveur, goût [Abinal 1888]

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na zavatra hafa atao fanomezana amin' ny fotoana na toe-javatra sasantsasany: Hasin-jaza, hasin-tanana
¶ Vola tsy vaky atolotra ny mpanjaka amin' ny fandroana ho fankatoavana ny maha-andriamanjaka azy: Niakatratany an-drova nanolotra ny hasina ho an' ny Mpanjaka isam-pirenena ny vahoaka
¶ Vola nomena ny mpanjaka raha nisy raharaha toy ny fifampivarotana, ny fananganana na fanarianjaza... teo amin' ny fokonolona: Vola roa karazana no no-m en' izay nanan-d raharaha natao teo amin' ny fokonolona, dia ny hasina ho an' ny Andriamanjaka ary ny orimbato ho an' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a ceremonial gift [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay cadeau rituel [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolanana zavatra, toy ny kofehy, tady; fampihevingevenana, fandrotsirotsiana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ilany iray amin' ireo toa efitrefitra mielakelaka na misaratsaraka amin' ny zavatra iray: Hasim-boasary [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo tsy dia lehibe loatra, lava somary etiety velarana ny raviny, izay mitangorona eo amin' ny toerana iray, ka misandrahaka manodidina ny vatany (Dracoena augustofolia). Hazo fahita teo akaikin' ny fasam-bazimba na tamin' ny tanàna nonenan' ny Andriana fahiny koa ny hasina [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Dracaena augustofolia

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] the cotton plant or cotton. Same as landihazo [Richardson 1885]

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] harikivy: tsy tamitamy ny hasiñ'io voangy io (tsy zaka ny harikivin'io voasary io) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kasina > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] vidy, vidiny [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kasina > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] landihazo [Rakotosaona 1975]
 Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Gossypium barbadense
Mpitovy hevitra landihazo

Teny iditra kasina > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] lamba vita amin'ny landihazo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy a provincial word for cotton [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] cotonnade [Deschamps 1936]
Voambolana 

Teny iditra kasina > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a provincial word for medicine. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] remède. hasina [David: Dialectes (takila H)]
Voambolana 
Mpitovy hevitra kasa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kasina > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fanajana [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] respect [Deschamps 1936]