Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafoana mandalo dia izay, kasika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of rubbing, or of rubbing against something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de frotter [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto [Rajemisa 1985]

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] farim-peo [Rakotosaona 1972]

2017/04/02