Teny iditra | kinasoka (kasoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakasoka, kasohina: Nokinasony tamin' ny arim-bilany ny akanjony ka tezitra reniny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Frotté contre, remué dans: Nokinasoky ny arim-bilany ny patalohako (Mon pantalon à frotté contre la suie) [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | kinasoka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |