Teny iditra katrafay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo akana hodiny hatao amin' ny toaka mba hampahery sy hahatsara ny tsirony. (Cedrelopsis grevei)
¶ Toaka [Rajemisa 1985]
  [Bara] anaran-kazo [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Anarana siantifika Cedrelopsis grevei
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra katrafaina

2009/02/23