Teny iditra katra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a Malagasy game played by putting seeds into a series of 12 holes [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay jeu qui consiste à mettre des grains dans une série de 12 trous [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra katra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika; fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa; ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra katra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] noix de coco (récipient pour puiser l'eau). (babàky). [David 1952 (takila K)]

Teny iditra katra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] dinika [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny katra ity (1): Bekatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31