|
|
|
|

Teny iditra1  katrikatry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny taolana hita miranirany amin' ny tenan' ny olona mahia: Taolana mikatrikatry
Mpanahaka  4  trakitraky

Fivaditsoratra  5  atrikatrik, katrikatry, kitrakitra, trakitraky, trikatrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21