Teny iditra (1/3) | 1 katsaoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny feo re raha misy zavatra mianjera ao anaty rano na heno amin' ny fialan' ny tongotra avy ao anaty rano na fotaka marihitra. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 bruit d’un corps tombant dans l'eau ou dans un bourbier [1.3#319] |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 katsaoka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 plante aquatique: panicule, son intérieur [1.3#319] 11 Nom donné à l'inflorescence des Poaceae. Panicule [1.196] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Teny iditra (3/3) | 13 katsaoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Phragmites mauritianus Kunth (Poaceae). Grand roseau des lieux humides. Souvent utilisé pour faire des claies, des palissades autour des cases [Merina, Tsimihety]
[1.196] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 katsaoka, katsoaka, tsakoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/02 |