Teny iditra kaviavia (haviavia (havia))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Raha ho lasa, hanao ahoana ao Antananarivo ao, sady tanava ny tena no efa manana toetra kaviavia rahateo? [2.4]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20