|
|
|
|

Teny iditra1  mikaviavia
Sokajin-teny  2  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia
Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#241] to seek to do something unseemly
Ohatra  5  [1.369#] Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy.
6  [2.528#] Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity.
Fototeny  7  kaviavia
Mpanahaka  8  midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26