|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kelimafana
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  kely, mafana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#321] étoffe à petits carreaux, étoffe quadrillée
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/2)6  kelimafana
Sokajin-teny  7  anarana
Singan-teny  8  kely, mafana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Karazan-javamaniry roa karazana no antsoina amin' izany, ka ny voalohany misy tsirony handatra ary toa mandoro na mahakendakenda izany; ny faharoa kosa, fampiasan' ny olona ho fampahazotoana homana ka hanina alohan' ny sakafo
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#321] plante qui a une vertu apéritive
11  [1.196] (« petite mais chaude »). On désigne, semble-t-il, deux plantes différentes sous ce nom : [Merina]
Lasiosiphon bojerianus Decne (Thymelaeaceae), sous-arbrisseau à saveur âcre brûlante, provoquant une sensation de brûlure, de strangulation quand on mâchonne ses feuilles ou ses rameaux (Saponines).
Plante indéterminée utilisée comme stimulant apéritif avant les repas (citée par Malzac, Grandidier et le Firaketana).
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  fanakilema, kelimafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29