Teny iditra | 1 kendaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Terena amin' ny vozony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#322] qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche: Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade) |
Ohatra |
5 [4.26] Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga |
Fototeny | 6 kenda |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny kendaina io |
Fivaditsoratra | 12 akendany, kendaina, niendaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |