|
|
|
|

Teny iditra1  ketsa saritaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ketsa ambolena tsy milahatra, toa mikorontandrotana, eo amin' ny tanimbary (mifanohitra: ketsa tora-tady)
Voambolana  4  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  5  ketsa, saritaka
Tohi-kevitra  6  ketsatoratady

Fivaditsoratra  7  akaretsatsika, ketsa saritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21