Teny iditra | ketsa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Vary maniry mbola hafindra: Maitso mahafinaritra ny ketsa [Rajemisa 1985] | ||||
zana-kazo mbola hafindra [SLP 1986] | |||||
Fandikana anglisy | young rice plants to be transplanted [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | jeune plante de riz [Hallanger 1974] | ||||
plant; semis de riz [SLP 1986] | |||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena ~ Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | fafim-boly | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ketsa io | ||||
Teny iditra | ketsa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana frantsay | [Tankarana] dartre. (ampàry). [David 1952 (takila K)] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||
Teny mitovy hevitra | kesa | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |