|
|
|
|

Teny iditra1  kevoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#487] Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] vain, pretentious
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#325, 1.8] vain, présomptueux
6  [1.3] fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux.
Ohatra  7  [2.470#71] Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy.
8  [2.472#113] Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy.
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Mpanahaka  14  mpirehareha, be rehaka, kasikasy, kevo-dahy, dedaka, sehoka, somehoka, maivan-kitsaka, be ebo, firinga mievotra, mampilahendrena, miana-kendry

Fivaditsoratra  15  kevoka, vokeka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21