Teny iditra (1/2) | 1 kiaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a scratch; a grazing contact |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace 6 [1.13, 1.66.fr#323] écorchure 7 [1.13] strie |
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 13 kiaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? |
Ohatra |
16 Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay. [2.472#] |
Voambolana |
17 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 22 akaky, akiak, ikaka, kaika, kakay, kiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |