Teny iditra (1/2) | 1 kianja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tokotany malalaka 4 [1.1] Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. 5 [1.13] toerana malalaka ivoriana na ilalaovana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] a public square |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] place publique 8 [1.13] lieu de rencontre |
Ohatra |
9 Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [2.471] 10 Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 banja, sehatra |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 20 Kianja |
Singan-teny | 21 kianja |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
23 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 24 akijan, anjaky, anjika, ijakan, Ikanja, jakany, janaky, kajany, kajina, Kianja, kianja, kijana, nakija, nijaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |