Teny iditra | kibay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Langilangy fohy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a cudgel, so called, it is said, because it wounds [Richardson 1885] | |
a cudgel, a club, a stick [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | [Tankarana] bâton. [David 1952 (takila K)] | |
bâton [Hallanger 1974] | ||
Teny mitovy hevitra | kobay | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kibay io | |
Teny iditra | kibay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny tety [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | abcès syphilitique [Rajemisa: Vakoka] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | baivonto ~ kifongo ~ vaivonto | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |