Teny iditra vaivonto (vay, vonto)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vay misy nana be dia be izay mahatonga azy hivonto [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   engelure, abcès [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   baivonto ~ kibay ~ kifongo

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/29