Teny iditra | 1 kiborin-dakolosy |
Singan-teny | 2 kibory, lakolosy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilay metaly lavalava misy boriboriny mipaika amin' ny vatan-dakolosy ka mampaneno azy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |