Teny iditra kibory (bory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy any spherial object [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay objet sphérique [Hallanger 1974]
Mpanahaka  kiborim-barahina ~ kiborim-boatavo ~ kiborin-dakolosy ~ kiborin-tany ~ kiborin-taretra

Teny iditra kibory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Taisaka, Tanosy] fasana [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana) [Rakotosaona 1972]
 Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora) [Rajemisa 1985]
 fasana lehibe [SLP 1986]
Famaritana anglisy a tomb (provincial) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tombeau (provincial) [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay tombeau [SLP 1986]
Mpanahaka  fasana

2009/09/09