Teny iditra | 1 kibo tsy omby |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ny zanaky ny mpirahavavy iray tampo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the children of two sisters |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] enfants de deux soeurs |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 7 kibo, tsy, omby |
Tsipelina hafa | 8 tsyombykibo |
Fivaditsoratra | 9 kibo tsy omby, tsy omby kibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |