|
|
|
|

Teny iditra1  kibo tsy omby
Singan-teny  2  kibo, tsy, omby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny zanaky ny mpirahavavy iray tampo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the children of two sisters
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] enfants de deux soeurs
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  8  tsyombykibo

Fivaditsoratra  9  kibo tsy omby, tsy omby kibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21