Teny iditra kifakifa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanesorana na fanilihana amimpahasosorana, fampihatahana amim-pahatezerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kifakifaka

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02